05-Fanotaniana : Fa maninona ny vehivavy na ny lehilahy …
kristiana… no mbola misy mamporafy foana ?
Tsy hoe rehefa mpivavaka Kristiana dia azo itokisana daholo, ary koa ny
olona mamporafy ao ampiangonana dia tahaka ny olona mpandainga , mpankahala
olona, snsns ihany koa, tsy maintsy misy ny toa izany na fiangonana aiza no
alehanao na fiangonana aiza... (ary azo sitranina tsara anefa izany toetra
izany)
Ny fanotaniana tokony hipetraka izao dia ny hoe « inona no ataoko
mba ahatonga ny olontiako tsy hamporafy ahy ? » kanefa mbola lavalava
ny valin’izay fa jereo any amin’ny article hafa any ! Risque ny mitia
e ! d ankino amin’Jesosy Kristy ny fiainana fa izy afaka « miaro izay
anjaranao » araka ilay hira fanao isaky ny tso-drano iny hoe
« arovy tsy ho very izay anjarako »!
Satria tsy tena mitoetra ao aminy Jesosy Kristy ary manaiky ho rebireben'i Satana izy.
RépondreSupprimerRehefa tena iainanao ary mitoetra ao aminao Jesosy Kristy, manaiky miaraka aminy foana ianao, dia rava ho azy io.
Fa raha tsy manaiky an'i Jesoa hitoetra ao aminy ny olona iray dia tsy ho afaka mihitsy izy. (Io ilay hoe ateraka indray, na itoeran'i Kristy, na koa ilay hoe Raha ny Zanaka no manafaka dia ho afaka tokoa ianareo Jaona8:36)
Inoako fa hamonjy ny hafa koa ity hafatro ity.