mercredi 8 août 2012

Ny MASTURBATION ve fahotana?


namana tam facebook, “misy fanontaniana mandreraka be zay zoky a,tsy haiko ny valiny nefa tena manahirana ny tanora namana! mdr, fahotana ve hono ny masturbation???

Valiny mahitsy be ary:

Ny « masturbation » dia fikitikitihana (na safoana io, na kosehina na potserina…) ny taovam-pananahana, mba azahoana fahafinaretana.

Ny masturbation dia mety ahatonga fitosahan’ny tsirinaina hoan’ny tovolahy efa maoty, na koa fivoahan’ny tsiranoka hoan’ny tovovavy efa maoty.
Matetika ny « masturbation » no miaraka aminy famoronana « sary vetaveta » ao an-tsaina

N.B: « tsy mifanaraka amin'ny fijery kristiana ny  masturbation » noho izany,
sa hoe sady mieritreritra fako, na fiara, na vata-kazo rehefa manao masturbation ny olona? Raha izay d mety hiova ny hevitro
Zoky Andry

2 commentaires: