lundi 11 février 2013

L'avion de combat le plus cher du monde

INSOLITE L'avion de combat le plus cher du monde a du plomb dans l'aile


Le site web du Joint Strike Fighter F-35  

A 150 millions de livres pièce* (179 millions d’euros), on pouvait s’attendre à mieux. Le Joint Strike Fighter F-35 américain est l’avion de chasse le plus cher au monde. Or il ne peut pas voler par mauvais temps : son réservoir de carburant pourrait exploser si l'appareil était frappé par la foudre, rapporte le Daily Telegraph.

Un bug fâcheux : la Grande-Bretagne a commandé 48 bombardiers, et les Etats-Unis ont prévu d’équiper l’Air Force, la US Navy et le corps des marines de près de 2 500 JSF. Conçu pour être quasi indétectable par les radars, le F-35 ne passera pas inaperçu auprès du contribuable américain. Selon Foreign Policy, si l’on considère le cycle de vie complet de l’avion, son coût pourrait atteindre soit 1 500 milliards de dollars - plus que le PIB espagnol -, note Foreign Policy. Un peu chérot pour ne décoller que par beau temps.

04- Tsy rarahiany mihintsy aho! afaka mitory fitiavana ve ny vehivavy?


04-Fanotaniana : salut, misy olona tiako , kanefa izy tena tsy miraharaha ahy mihintsy , inona no ataoko ? miandry fotsiny ve ? afaka mitory fitia ve ny vehivavy raha hita fa tena sarokenatra ilay lehilahy ?

Ny mety aminao dia manotany ireo tanora izay mahalala tsara ny tantaran’i Rota, saingy ity misy torohevitra kely na izany aza ; tsy mety amin’ny fombantsika tantsinanana ny vehivavy mitory fitia mivantana, saingy azonao atao kosa ny manao izay ahatsapany fa tinao izy (mahaiza micharme e !) rarahio izy, akaikezo izy, resaho izy fa aza tazanina fotsiny, mety ho tena tia tokoa anie izy e, saingy mety izay fitiavany anao izay mihintsy  no « mampivoraka » azy ka mahatonga azy tsy mahavita na inona na inona. (Misy hiran’i mamanay izay taloha hoe « nataoko foana , noho ianao, izay ihaonantsika tamin’iny lalana iny ») dia ataovy izay hihaonana sy ahitany anao matetika e ! Mamonje fivoriana sy fety isan-karazany (ie ! tsy fahotana izany !) dia tandremo koa anefa sahisahy loatra fa « matahotra » vehivavy sahisahy ny lehilahy sasany… bonne chance !

08- Mamporafy izy kanefa saropiaro


07-fanotaniana : miaraka amin’olona aho, izy mamporafy, kanefa saropiaro…(V)

Matoa izy mamporafy dia tsy afa-po amin’ny fitiavanao izy izany, dia aza mamporafy toa azy ianao fa tsotra kely no ataovy : resaho izy, ka raha tena fanta-poko fanta-bahoaka kosa fa mamporafy izy  ka tsy zakanao mihintsy dia IALAO – ISARAHO. Aleo mamoy toa izay hampijaly tena. Fa tsy zakan’ny bandy mamporafy mihntsy izany hoe nisarahana izany.
Dia tandremo indray tonga dia miraparapa misarangotra amin’izay lehilahy tonga eo aminao voalohany eo fa mba maka aina dia maka saina ! zay ? Sa ianao isan’ireo vehivavy izay arakaraky ny hampijaliana azy no mampifikitra azy ?  Sure mihintsy fa misy tovolahy tsy mampirafy any sady tsy mampijaly, fa ianao no difotry ny fahoriana dia tsy mahita azy…
08- fanotaniana : Manana olana aho ry zareo, mbola mianatra aho sady lehilahy, ny olontiko kosa dia efa miasa, milaza izy fa tokony hatao ny mariazinay fa izy hono afaka miantoka ny rehetra… ?
Iza izany izao no manana olana ? ise sa izy ? Fa angaha r’ise ise tsy te hanambady azy ? ny tena marina dia efa te hanambady ilay vehivavy miaraka amin’ise fa tsy mety aminy na ny fianakaviany ilay mifapitarika lava (na mety misy antony hafa), koa inona no olana ? raha izy no hamelona sy hikarakara mandrapahatonga ny fianarana vita , aiza indray no hisy toa izany ? Na izany aza miresaha ihany dia lazao azy mazava izay tena ao am-pon’ise ,d aza complexé amin’izany hoe izy miasa, ise mbola mianatra izany e ! ny lehilahy foana no lohany ao antokatrano , na filoha repoblika aza ramatoa ! Ary sao dia misy manadala any ampiasana kosa ary izy, raha izay indray dia tsotra : ataovy malaky ny soratra, karakarao ny anareo roa e !

10- Sady mianatra no manao sipa


10- Fanotaniana : Afaka sady miaraka (manao sipa) ve no mianatra ihany koa ?

Miaraka ve ny Sipa sy ny fianarana ? izay no mazava kokoa, ny valiny dia tsotra : sady eny no tsia :
Raha ataonao manelingelina ny fianaranao ny fiarahanao (miady, variana, lany andro manao sms, mandrevy, mingitrika , manao…sns) dia hoy aho hoe : Ajanony kely aloha !Fa hiemotra amin’ny fianarana ianao atsy hoatsy.
Raha tsy izany kosa dia tsy hitako izay tsininy satria , tsy misaraka amin’ny fiainantsika tanora ny fitiavana any ampianarana sy any ampiangonana sns,
Raha classe d’examen kosa aloha ianao dia aleo misafidy dieny izao sao manenina, aleo ahato (ahena) kely ny « hetsika ara-pitiavana » rehetra  toy ny mampiaraka, ny mifandamoro eran’ny arret bus sy vodirindrina rehetra ireny ! Ajanony ireny, fa vitao aloha ny examen ! Raha samy kilasy mitovy ianaro no vao maika ho loza , raha izy afaka kanefa ianao tsy afaka, ilaozany eo ianao ka tsy hitovy intsony ny pro !
Raha manelingelina anao mandritra ny fifantoanao amin’ny fianaranao izy dia mety ho tsy tia anao akory izy izay na tsy mitady izay ahasoa anao fa maika amin’ny filàny sy ny fitiavantenany fotsiny, teneno mafy izy, na izany aza dia lazao azy fa fianarana no anton’izany ,ary  ianao dia tia azy ,fa sao dia lazainy fa te hisaraka eo ianao (fa tsimaintsy  izany foana aloha no « pasy » teneniny raha tsy micomprendre izy e !)
Ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra
Zoky Andry

Le problème des jeunes filles



Le problème des jeunes filles se situe au niveau du mariage précoce. En effet, plus d’un tiers des filles de 15 à 19 ans sont déjà mariées à Madagascar. Ce qui n’écarte pas non plus la possibilité d’une grossesse précoce. 
. Les dernières statistiques globales de l'UNICEF indiquent que près de 70 millions de jeunes femmes de 20-24 ans ont été mariées avant l'âge de 18 ans, avec 23 millions d'entre elles ayant été mariées avant l'âge de 15 ans.

lundi 7 janvier 2013

Boky Sekoly Sabata Tanora

Boky Sekoly Sabata Tanora

Araraotiko sao tsy manana fotoana firy intsony aho atsy ho atsy:
Ho antsika izay liana amin’ireo fampianarana natolotra ny tanora Foibe FAM hatramin’izay ka hatramin’izao, dia nanapa-kevitra aho fa ataoko anaty blog ireny tahirin-kevitra ireny, ary atao miendrika boky, azon’ise atao ny mi telecharger azy sy manaparitaka azy,
Satria nahasoa ny hafa ireny, ka mety mahasoa an’ise sy ny namana marobe ihany koa!
Raha hijery ny lisitr’ireo Boky fampianarana ny tanora hatramin’izay ise dia tsindrio eto! na copiéo colléo ity lien ity:
http://tomima.unblog.fr/boky-soratra-masina/

jeudi 15 novembre 2012

Quatre adolescentes créent un générateur d'électricité alimenté à l'urine

Quatre adolescentes créent un générateur d'électricité alimenté à l'urine

 
 
energiepipi.jpgA l’heure où la question des énergies renouvelables se pose avec de plus en plus d’acuité, quatre jeunes Nigérianes ont mis au point un système de production d’électricité ingénieux et qui garantit de ne jamais être à court de carburant. En tout cas pas tant que l’humain fera pipi.
Duro-Aina Adebola (14 ans), Akindele Abiola (14 ans), Faleke Oluwatoyin (14 ans) et Bello Eniola (15 ans) ont présenté leur invention lors de la "Maker Faire Africa" (un évènement dédié aux projets scientifiques et à l’esprit de débrouille) à Lagos. Le système a l’avantage d’être parfaitement écologique et durable.
Leur générateur d’électricité est effectivement alimenté par… de l’urine. Il permet de produire six heures d’électricité avec un litre de liquide. Le système sépare simplement l’hydrogène contenu dans le fluide grâce à une cellule électrolytique bricolée.
Un système pas encore commercialisable
L’hydrogène passe ensuite par un filtre à eau pour être purifié. Après une dernière étape destinée à isoler le gaz, celui-ci est ensuite poussé dans le générateur qu’il alimente.
Diablement ingénieux mais encore trop dangereux que pour être commercialisé tel quel. Les risques d’explosion sont en effet assez importants. Il est donc encore un peu tôt pour commencer à stocker votre urine en espérant faire baisser votre facture d’énergie.
Cependant, les perspectives qu’ouvrent cet exemple de débrouille et d’ingéniosité sont plus qu’intéressantes. A suivre donc.